AZA AVELANAO (Y-ZIT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tenako aty fa ny saiko mbola any
Mbola mahatsiaro anao
Tsy te hanadino anao
Maso mikimpy te hahita ilay loko
Te hijery anao
Mbola mahatadidy anao
Mety ho resy ny andro fa ny tena tsy handady
Satria mbola misy miandry any alavitra any
Tsy maintsy tononkira.serasera.org hiverina fa miandry ny fandriana mafana
Eo akaikinao
Aza avelanao irery aho na izay eritreritra dmuk kely
Natokanao ho antsika
Natokanao ho antsika
Aza avelanao mody aho raha tsy mitondra an’ilay masoandro
Natokako ho anao
Aza avelanao mody
Raha mafy ny ady ka miandry izany ahoana?
Ny foko tsy te hitalaho
Satria mbola misy anao
Masoandro aljkemwb nokendreko ny alahelo manery
Mitady ny herinao aho ao anatiko aho
Tsy hadalan’ity fo na rediredin’ny loha
No nandaozako anao mbola tia
Fa mahatsiaro irery ka raiso an-tanan-droa
Fo mitady wvxmxif anjara masoandro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Y-ZITHits : 13612
Likes : 1 Like
Created by : YASHN
Date : 03/11/2008 10:19