NY HIRAN'NY LANITRA (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIRAN’NY LANITRA
Ny hiran’ny lanitra ihany no vazovazonay
Dia ilay hiran’ny xavmt lanitra ilay fiderana ny Ray
Ataonay manako manako maneran-tany glnokgiv e
Ao anatin’ny tsiky hafaliana na sento tomany o
Ny hiran’ny lanitra anie tsy atao manahirana
Fa midera mivavaka atao amin’ny fo miramirana o
Fa ny hiran’ny lanitra tsara sy tena ankafizinay
Tsy ho dilan’ny ela fa ho mandrakizay
Ny hiran’ny lanitra e, ny hiran’ny gnhpej lanitra e
Io re no hiran’ny fiainana mandrakizay
Ny hiran’ny lanitra e, ny hiran’ny lanitra e
Io re no lalan-kodiana mankany amin’ny Ray
Koa avia ry zareo ô Atambaro ny feo ô
Dia hiaraka hihira hirahiran’ny lanitra e
Koa avia ry zareo ô Atambaro ny feo ô
Dia ho samy salanitra e ny ambany lanitra e
Na tononkira.serasera.org be mpankafy sy malaza ho tsara aza ny hiran’ny tany
Dia ny hiran’ny lanitra mbola hafa ihany tsy ambakan’izany
Ny hiran’ny lanitra mody tsotsotra mandolo fanahy
Hira ventsoina amin’ny sôlfezy na koa sôlfa
Ny hiran’ny lanitra no famonjena hiram-bavaka
Natao hanavotana anao ry mpanota
izay latsaka an-davaka ô
Tandremo solafaky ny otan’ny tany malama e
Dia ho vingivingitin’ireo devoly satàna
Ie e e e ie e e e e e e
Ny hiran’ny lanitra ho tsarotsaroana
Hovazovazoina sy kalokaloina
Mamelona ny ati-fanahy sy ny fo ao anaty e
Velona mandrakizay ny fanahy saiky maty e

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VHFHits : 19455
Likes : 0 Like
Created by : cmbolatiana
Date : 16/02/2007 07:18