Ampidiro aloha ny tenimiafina
HITAKO KA HIZORAKO (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HITAKO KA HIZORAKO
Maninona hoa uevcd zany zanako izany e
Toa mifendrofendro sy toa mitomany e
-Avia manantona ry menaky ny aiko o
Ho safosafoiko sy hokarakaraiko
Ny alahelo miavosa ny fonao tomany e
Mba marina mafy raha zakako izany a- (2)
Aza sodoka mizotra amin’ny lalan-dririnina e
Mieritrereta amin’izay ny ho avinao tononkira.serasera.org re banjinina o
Dieny Mbola misoka aminao isan’andro ny tara-pahazavana
Fa raha io re no maizina eo ianao sy satàna
Hitako izao re ny lalana tsara hizorako e
Dia ny vavaka ihany no lamba itafiako isalorako ô
Ny finoako ilay Ray ao ambony tompon’ny maro ô
Izy no ampinga hoenti-miady ary msjp koa hoenti-miaro o
Izay miaraka amin’ilay Ray anie tsy ho irery
Fa rqfqucrc manana tanjaka saina sy hery
Ka sanatria aminay izay ho very
Raha sendra tafiditra amin’izay lalana tery
O ry Tompo malala zahay mba tahio
Dia mba vangivangio ary tsiditsidio ô
-Oneno ny fonay avia mitoera
Arovy amin’ny ratsy izahay tsy hianjera
Mbola lavitra mantsy ny lalana aleha
Toa feno haram-bato sy dezaka be- (2)
Ny Tompo aza atao tsinontsinona
Sao ahita ngiidiny
Sao hianjera aminao re ny kapoka tonga tsy fidiny
Mifona mivalo sy mihanta aminao re Zanahary
Aoka re ny kapoka atao aminay re fa marary

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VHFHits : 6035
Likes : 0 Like
Created by : cmbolatiana
Date : 16/02/2007 07:22