Iza ? (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hiaraka amikoIza no hiaraka aminay
Iza no hiaradia
Hitory ny teny soa
Iza no hiaraka amiko
Iza no hiaraka aminay
Iza no hiaradia
Hitory ny teny soa
Ekeko Tompoko
Ny hanompo Anao ety
Ho tambiny
Fiafarako raha ety
Ekeko re
Ny hanoa ny teninao
'Zay sarobidy
Sy masina amiko ery
'Zay sarobidy
Sy masina amiko ery
Ekeko re Ekeko re
Iza no hiaraka amiko
Iza no hiaraka aminay
Iza no hiaradia
Hitory ny teny soa
Iza no hiaraka amiko
Iza no hiaraka aminay
Iza no hiaradia
Hitory ny teny soa
Ekeko Tompoko
Ny hanompo Anao ety
Ho tambiny
Fiafarako raha ety
Ekeko re
Ny hanoa ny teninao
'Zay sarobidy
Sy masina amiko ery
'Zay sarobidy
Sy masina amiko ery
Ekeko re Ekeko re
Iza no hiaraka amiko
Iza no hiaraka aminay
Iza no hiaradia
Hitory ny teny soa
Iza no hiaraka amiko
Iza no hiaraka aminay
Iza no hiaradia
Hitory ny teny soa
(Dada ô ndao Mama ô ndao
Rahalahy sy Anabavy)
'Ndao hiaraka aminay
'Ndao hiaraka aminay
'Ndao hiaradia
Hitory ny teny soa
(Dada ô ndao Mama ô ndao
Rahalahy sy Anabavy)
'Ndao hiaraka aminay
'Ndao hiaraka aminay
'Ndao hiaradia
Hitory ny teny soa
(HALELOIA) Haleloia, Haleloia, Haleloia
Ho an'i Jeso tia
(HOSANA) He hosana, He hosana, He hosana
Ho an'ilay Mesia
(HALELOIA) Haleloia, Haleloia, Haleloia
Ho an'i Jeso tia
(HOSANA) He hosana, He hosana, He hosana
Ho an'ilay Mesia
(HALELOIA) Haleloia, Haleloia, Haleloia
Ho an'i Jeso tia
(HOSANA) He hosana, He hosana, He hosana
Ho an'ilay Mesia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 205
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 17/03/2025 19:27
