Falifaly (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly tononkira.serasera.org izahay
Novonjen'i Jesosy
Very nefa tafita
Voavonjy izahay
Eny mitsikitsiky,
miramirana ery

Falifaly izahay
Novonjen'i Jesosy
Very nefa fbqxjp tafita
Voavonjy izahay
Eny mitsikitsiky,
miramirana ery

Mifalia ry dzvi voavonjy
Fa Jesosy tonga ho anao
Te hiantso anao
Mba hanaraka Azy.

Mifalia ry voavonjy
Fa Jesosy tonga ho anao
Te hiantso anao
Mba hanaraka Azy.

Kristy Tomponay ô!
Dera ho hbqxoxmt Anao
Fa tsy tambo isaina
Ny fahasoavanao
Eny ny hafalianay,
No hisaorana Azy

Kristy Tomponay ô!
Dera ho Anao
Fa tsy tambo isaina
Ny fahasoavanao
Eny ny hafalianay,
No hisaorana Azy

Mifalia ry voavonjy
Fa Jesosy tonga ho anao
Te hiantso anao
Mba hanaraka Azy.

Mifalia ry voavonjy
Fa Jesosy tonga ho anao
Te hiantso anao
Mba hanaraka Azy.

Mba hanaraka Azy
Mba hanaraka Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296