Ampidiro aloha ny tenimiafina
Any andro iray (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any andro iray
Izao tenako izao
Hangina tsy handre
Ka hitomany ianao
Any andro iray
Ny fo mifankatia
Hisaraka avokoa
Dia ho foana ny fitia
Ary any andro iray
Izao tontolo izao
Ho toro ka hisolo
Ho tany vaovao
Any andro iray
Satana sy ny sisa
Handositra avokoa
Hiseho ny paradisa
Hisaina ianao wuqay mba inona no atao
Hisaina ianao fa tsy ho fantatrao
Any andro iray zayrpz
Ho hitanao onubo tokoa
Ireo razana hatrizay
Hitsangana hifoha
Ary any andro iray
Ny didy dia ho to
Ka ho eo anatrehanao
Ilay endrika tsitoha
Hisaina ianao tononkira.serasera.org mba inona no atao
Hisaina ianao fa tsy ho fantatrao
Izao tenako izao
Hangina tsy handre
Ka hitomany ianao
Any andro iray
Ny fo mifankatia
Hisaraka avokoa
Dia ho foana ny fitia
Ary any andro iray
Izao tontolo izao
Ho toro ka hisolo
Ho tany vaovao
Any andro iray
Satana sy ny sisa
Handositra avokoa
Hiseho ny paradisa
Hisaina ianao wuqay mba inona no atao
Hisaina ianao fa tsy ho fantatrao
Any andro iray zayrpz
Ho hitanao onubo tokoa
Ireo razana hatrizay
Hitsangana hifoha
Ary any andro iray
Ny didy dia ho to
Ka ho eo anatrehanao
Ilay endrika tsitoha
Hisaina ianao tononkira.serasera.org mba inona no atao
Hisaina ianao fa tsy ho fantatrao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo AndrianandrainaHits : 5385
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 22/08/2002 18:53
