Ry Fifankatiavana Oh [ Fiv312em Fjkm Andranoro Filadelfia] (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fifankatiavana ô, ry fifankatiavana ô
Avia hiara-dia aminay
Fa salovan-tava yiajxjh hazavana
Mampidera herin’aina vao
Izahay hanorina xhjes tanàna
Fivondronana honina ao
Fo matoky saina miray hina
No ho avy no banjininay
Hanasoa ty tany re no dina
Zovy izay tsy mba te hahay
Izao no baiko anananay
Ny ho avy miinwz no tononkira.serasera.org banjininay
Ka ny tompo-tananay
Hiara-hiasa avokoa
Avia hiara-dia aminay
Fa salovan-tava yiajxjh hazavana
Mampidera herin’aina vao
Izahay hanorina xhjes tanàna
Fivondronana honina ao
Fo matoky saina miray hina
No ho avy no banjininay
Hanasoa ty tany re no dina
Zovy izay tsy mba te hahay
Izao no baiko anananay
Ny ho avy miinwz no tononkira.serasera.org banjininay
Ka ny tompo-tananay
Hiara-hiasa avokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tily Eto MadagasikaraHits : 4105
Likes : 0 Like
Created by : nathy14
Date : 16/07/2015 09:24
