Aoreno mafy tsara ny finoana (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Aoreno mafy tsara ny finoana
Eo am-pototry ny Hazo fijaliana
Jeso Kristy tsy miova hatramin' ny anio
Omaly, anio mandrakizay doria

Iriko loatra e ! Jeso tononkira.serasera.org ny ho tahaka counio Anao
Fa ny hoe hivadika dia sanatria
Fa ianao Jeso tsy miova hatramin'ny anio
Omaly, anio, mandrakizay doria

2.
Raha izao tontolo izao tsy mahavonjy
Ny fanahy sy ny fo izay milonjy
Fa ianao Jeso no tsy neuq miova hatramin'ny anio
Omaly, anio, mandrakizay doria

Ray, reny, zoky, zandry, Havana
Samy rxcjfti mety mbola hanadino anao
Fa Jeso no tsy miova hatramin’ny anio
Omaly, anio, mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291