Tsapako Jesoa (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako Jesoa, mamiko Jesoa
Ny miray aina Aminao
Raha tany an-kafa aho
Tsy nahatsapa izany fitiavanao
Tsapako loatra, fa tafahoatra
Izany fitiavanao
Ho aiza indray qcvu moa, ho aiza tokoa
F’efa eo anilanao…

N’inona manjo, tsy kivy ny fo
Mino aho fa eo foana Ianao
Tsy mba irery, f’Ianao fomgkgjr no tononkira.serasera.org hery
Faly aho manana Anao
Soa tsy mba lany, mamy dia mamy
Tsy misy toa Anao
Ho aiza indray moa, ho aiza tokoa
F’efa eo anilanao…

Tsapako Jesoa, mamiko Jesoa
Ny miray aina Aminao
Raha tany an-kafa aho
Tsy nahatsapa izany kilmdhv fitiavanao
Tsapako loatra, fa tafahoatra
Izany fitiavanao
Ho aiza indray moa, ho aiza tokoa
F’efa eo anilanao…
F’efa eo anilanao…

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3069