Nihazakazaka (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihazakazaka nitady zava-tsoa aho
Nierikerika etsy, nierika eroa
Kanefa tsy nahita
Ny marina tsy hitako intsony
ny làlana izay tokony ho aleha
mahatsiaro hgshmnve tena very aho, very aho
Toroy ilay làlan-tsara aho re Jesosy ô
Fa tsy haiko intsony re izay mety atao
Fa efa lasa lavitra aho
vao nahatsiaro tena fa hoe very
Hiverina aho ka hody any Aminao
Maniry mafy aho ho eo anilanao
Mba raiso re fa na hanompo Anao
aza anie ekeko atao
Namangy sy tamana
tao an-tranonao aho nanefa adidy
Sy izay hyfbwuh rehetra asaina atao
Toa tena mba nahavita
ny marina dia fahazarana ihany
ny zavatra nataoko hatramin'izay
mahatsiaro tena very aho, very aho
Toroy ilay làlan-tsara aho re Jesosy ô
Fa tsy haiko intsony re izay mety atao
Fa efa lasa lavitra aho
vao nahatsiaro tena fa hoe very
Mba tiako hoe izay tena sitrakao
izay ihany sisa re no mba hatao
Ampahafantaro ahy re
izay fomba ahefako izay ho Anao
Toroy ilay làlan-tsara aho tononkira.serasera.org re Jesosy ô
Fa tsy haiko intsony re izay mety atao
Fa efa lasa lavitra aho
vao nahatsiaro lqbrdlv tena fa hoe very
Hiverina aho ka hody any Aminao
Maniry mafy aho ho eo anilanao
Mba raiso re fa na hanompo Anao
aza anie ekeko atao
Nierikerika etsy, nierika eroa
Kanefa tsy nahita
Ny marina tsy hitako intsony
ny làlana izay tokony ho aleha
mahatsiaro hgshmnve tena very aho, very aho
Toroy ilay làlan-tsara aho re Jesosy ô
Fa tsy haiko intsony re izay mety atao
Fa efa lasa lavitra aho
vao nahatsiaro tena fa hoe very
Hiverina aho ka hody any Aminao
Maniry mafy aho ho eo anilanao
Mba raiso re fa na hanompo Anao
aza anie ekeko atao
Namangy sy tamana
tao an-tranonao aho nanefa adidy
Sy izay hyfbwuh rehetra asaina atao
Toa tena mba nahavita
ny marina dia fahazarana ihany
ny zavatra nataoko hatramin'izay
mahatsiaro tena very aho, very aho
Toroy ilay làlan-tsara aho re Jesosy ô
Fa tsy haiko intsony re izay mety atao
Fa efa lasa lavitra aho
vao nahatsiaro tena fa hoe very
Mba tiako hoe izay tena sitrakao
izay ihany sisa re no mba hatao
Ampahafantaro ahy re
izay fomba ahefako izay ho Anao
Toroy ilay làlan-tsara aho tononkira.serasera.org re Jesosy ô
Fa tsy haiko intsony re izay mety atao
Fa efa lasa lavitra aho
vao nahatsiaro lqbrdlv tena fa hoe very
Hiverina aho ka hody any Aminao
Maniry mafy aho ho eo anilanao
Mba raiso re fa na hanompo Anao
aza anie ekeko atao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika MiantefaHits : 24
Likes : 0 Like
Created by : Namana tsy mahafoy
Date : 26/09/2026 22:11
