Izay elay izay (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay ela izay Tompo ô
Nandaozako ny tranonao
Sy cinxsm nanadinoako ireo namako
Fa ankehitriny re
mamerina ahy indray Ianao
Mibebaka aho Jesoa ô
Mamelà ahy...

Izay ela izay Tompo ô
Nandaozako ny tranonao
Sy nanadinoako ireo namako
Fa ankehitriny zpvkg re
mamerina ahy indray Ianao
Mibebaka aho Jesoa tononkira.serasera.org ô
Mamelà ahy...

Endrey ity fitiavana nomenao ahy
Tompo Tsitoha Mpanavotra ahy ô
Nefa tsy miafina Aminao
izao tenako izao
Fa olona tsy mendrika
tamin'ny ota izay natao
Inty aho bmuaa re hanara-dia Anao
Hanjohy ny dianao
Jesoa Mpamonjiko

Antitranteriko eto indray anio
Ny fiainako taloha efa naleviko
Ny androko sisa ety
Dia holaniako hanompoana Anao
Mandrakizay

Antitranteriko eto indray anio
Ny fiainako taloha efa naleviko
Antitranteriko eto indray anio
Ny fiainako taloha efa naleviko
Ny androko sisa ety
Dia holaniako hanompoana Anao
Mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2256