Hiainga aho (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiainga aho fa tiako ny anilanao
Hijoro, hitory ny Anaranao
Nikatsaka izay nahasoa aho teo aloha
Niezaka nanao izay nahafa-po
Kinanjo efa diso làlana aho
no indro Ianao

Nirenireny fatratra tsy hita aleha
Nitady ny ho lafatra fa aiza re?
Nitodika nijery Anao, nahita soa
Hiainga aho

Dia ilaozako ny taloha
Fefeko re ny fo, fa efa Anao Tsitoha
Ka afoiko izao rehetra izao
Hotantananao, zdvmh tsy ho lavo intsony

Dia atolotro ny aiko
Omeko Anao ny foko sy ny saiko
Aminao no hany
misy fiadanana ho ahy
Ny ixkw eo anilanao no tiako
Hiaraka Aminao no faniriako
Satria Ray, hitondra hafaliana indray

Ô ô ô ô ô ô ô ô ô...Ô ô ô ô ô ô ô ô...
Ô ô ô ô ô ô ô ô ô...
Hiainga aho,
Hiainga aho, Hiainga aho...

Dia ilaozako ny taloha
Fefeko re tononkira.serasera.org ny fo, fa efa Anao Tsitoha
Ka afoiko izao rehetra izao
Hotantananao, tsy ho lavo intsony
Ny eo anilanao  no tiako
Hiaraka Aminao no faniriako
Satria Ray, hitondra bhaafwvd hafaliana indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0271