Ekeko (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko izao
Omeko Anao
Ka anjakao tokoa
Ry Tompo Andriamanitro
Ho Anao tononkira.serasera.org ny tenako
Izay sitrakao,
Kasaina hatao,
Tianao lthj hanaovana ahy
Ataovy re,
Ekeko tsy hampanahy

Ireo rendrarendra nambabo ahy taloha
Ny ditraditra rehetra vitako
Ifonako Aminao, hialako ho lavitra ahy
Tsy handoto intsony ahy anatrehanao

Ny jcsoftc androko, fotoanako
Laniako ho Anao
Ka n'aiza aleha
Tsy misy hoe
Ianao tsy anatiko ao
Ny fombako, fihetsiko
Na ny fiteniko
Mendrika Anao
Ho fiderana Anao

Ho faly Ianao manomboka izao
F'ireo rehetra cgznns ataoko: izay tianao
Koa arovy aho Ray hahery
Mba hahavita hanefa ireo
Mba tsy ho mora havilivilin-dratsy indray

Koa arovy aho Ray hahery
Mba hahavita hanefa ireo
Ka ho Anao irery ihany aho mandrakizay
Ka ho Anao irery ihany aho mandrakizay
Ka ho Anao irery ihany aho mandrakizay...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453