Atolory Ahy (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolory Ahy ny entanao
Ry miasa fatratra
Fa Izaho tsy hanary tsy handao
Fa hiantoka ny fiainanao
ho lafatra qbavgmxa ho soa

Indro ny antson’ny Mpamonjinao
Dia ilay be indrafo
Miantso anao handeha
handova teny soa
Ilay tononkira.serasera.org mpandahatra fiainana
Tsy manam-paharoa
Miantso anao swafgzwr anio,
Etsy hotantanako

Atolory Ahy dieny izao
Izay manahirana ny loha
Fa Izaho tsy hanary, tsy handao
Fa hitondra anao, hitantana anao
handova fiadanan-tsoa

Ka ny finoana ao anatinao
Tsy  ho tapitra hatrety
Fa nran  hiandrandra ny fiainana doria
Ny famonjena efa azonao
hidiranao ary
Raha manaiky ianao,
Raiso anio Jesoa fitia

'Zao andro anio izao ekeo hameno
Ny ao anatinao
Ny fanahiny hahasambatra anao
Dia indro ho vonton’ny Fitiavany
ny androm-piainanao
Ho tsapanao hatreo fa tsy miova Izy
Matokia

Atolory Ahy dieny izao
Izay manahirana ny loha
Fa Izaho tsy hanary, tsy handao
Fa hitondra anao, hitantana anao
handova fiadanan-tsoa

Atolory Ahy ny entanao
Ry miasa fatratra
Fa Izaho tsy hanary tsy handao
Fa hiantoka ny fiainanao
ho lafatra ho soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03