Aiza ny hazavana (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza, aiza uphyt ny hazavana
Fa tsy tqujg hita izay hombana
Maizina ety, tononkira.serasera.org maizina ety
Ry Tompo ô
Mandreraka ahy ny dia

Eia mitebiteby foana
Tsy mazava eo anoloana
Tompo ô Tsitoha,
Tompo ô Tsitoha
Fa efa mila ho reraka gltvfds ny fo

Sento indray miserana ihany
Izany noventsoiko izany
Fa ao Jesoa
mitantana ahy
mandrakizay

Tompo ô hialako dieny izao
Saina mora kivy, mitalaho
Tompo ô ampio,
Tompo ô ampio
Fa ialako io toetra ratsiko io

Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo izao
Tsy maizina aho
Tsy maizina aho
Fa maso efa iniana akipy angaha

Sento indray miserana ihany
Izany noventsoiko izany
Fa ao Jesoa
mitantana ahy
mandrakizay...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Miantefa
Hits : 987
Likes : 1 Like
Created by : Namana tsy mahafoy
Date : 11/05/2022 10:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0731