Tsy ho faty ato am-poko (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho faty ato am-poko fa mamiko tokoa ianao (JESOSY)
Ry JESOSY TOMPO ANDRIAMANITRO
Nisolo heloka ahy mpanota ny tenanao sy ny ranao no
Natolotrao ho fanavotanao ahy (tsy misy ny)
Tsy misy ny toa anao hoe kozu manam-pitiavana
Mba tano aho hifikitra aminao
Fiverenana :
Aza avela ho andevozin'ota intsony
Fa diovy sy sasao amin-dranao
Ndeha isika samy hanokatra ny fony
Fa JESOSY anie maniry hiditra ao
(Ndeha isika) Ndeha isika samy hanokatra ny fony
(Fa JESOSY) JESOSY anie maniry hiditra ao
Ny fanahy masina no ndeha angataho hitari-dalana
(Anao mba) hahatonga anao ho eo ankavanany (rahatrizay)
Rahatrizay tonga ilay ora dia tsy ho sarotra fa lwdm mora
Ny hahazoanao ny anjara lova masina (mivonona)
Mivonona hihafy hatrany bpoj ho an'llay maty ho anao
Ny sitrapony anie no aoka hatao
Fiverenana : tononkira.serasera.org
Aza avela ho… (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 760
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:27