Sasao aho hadio (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko fa meloka aho Raiko o
Nefa aza manary ahy Ianao
Mba jereo ny indrafonao tsy manavaka
Mba sasao aho hadio toa Anao
Na ho mafy na ho mora ny anjarako
Mino aho fa Ianao ilay Tsitoha
Tsy hanome izay tsy zaka tsy hanao lolom-po
Mba sasao aho hadio toa Anao
Fiverenana :
Ny teninao no tiako ho fiainako
Ny lalanao no tiako ho lalako
Ny fombanao no hizarako ry Tompo tia
Jeso Malala no fiainantsika izao
Izy koa no lalana sy fahamarinana
Jeso Malala nomena mba ho anao
Voatokana ho lalana hatrany am-parany
Fahiny ny ratsy tanatiko
Ankehitriny aho toa maivana ery
Satria foana avokoa ireo ady dlaivj tety
Fa nisolo fanahy sy fitia
Dia gmcunr fanahy sy fitia nomen'ny Ray
Hampijoro ahy mba ho zanany
Ka handray ireo asa nofinidiny
Fa voasasa madio gplfhzd tononkira.serasera.org aho izao
Fiverenana : Ny teninao no tiako ho fiainako ...
A/C : SDN
Nefa aza manary ahy Ianao
Mba jereo ny indrafonao tsy manavaka
Mba sasao aho hadio toa Anao
Na ho mafy na ho mora ny anjarako
Mino aho fa Ianao ilay Tsitoha
Tsy hanome izay tsy zaka tsy hanao lolom-po
Mba sasao aho hadio toa Anao
Fiverenana :
Ny teninao no tiako ho fiainako
Ny lalanao no tiako ho lalako
Ny fombanao no hizarako ry Tompo tia
Jeso Malala no fiainantsika izao
Izy koa no lalana sy fahamarinana
Jeso Malala nomena mba ho anao
Voatokana ho lalana hatrany am-parany
Fahiny ny ratsy tanatiko
Ankehitriny aho toa maivana ery
Satria foana avokoa ireo ady dlaivj tety
Fa nisolo fanahy sy fitia
Dia gmcunr fanahy sy fitia nomen'ny Ray
Hampijoro ahy mba ho zanany
Ka handray ireo asa nofinidiny
Fa voasasa madio gplfhzd tononkira.serasera.org aho izao
Fiverenana : Ny teninao no tiako ho fiainako ...
A/C : SDN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 652
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 22:17
