Faly aho (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray tojo hakiviana aho
Ny maraina vao mifoha
Tsy ato anatiko izany hoe hifaly
Maizina izao rehetra izao
Nefa uawf teo Ianao ka tononkira.serasera.org dia te hihira aho
Dia eo tokoa Ianao nanome
Hafaliana ho ahy
Ref: Ka faly aho
Jeso Ianao no yzleuh mameno ahy
Ka feno hafaliana aho
Tsy hisy hanaisotra izany amiko
Fa fifaliana haharitra ho mandrakizay
Satria teo Ianao ohbpihw ka dia te hihira aho
Dia eo tokoa Ianao nanome
Hafaliana ho ahy
Ref:
Ny maraina vao mifoha
Tsy ato anatiko izany hoe hifaly
Maizina izao rehetra izao
Nefa uawf teo Ianao ka tononkira.serasera.org dia te hihira aho
Dia eo tokoa Ianao nanome
Hafaliana ho ahy
Ref: Ka faly aho
Jeso Ianao no yzleuh mameno ahy
Ka feno hafaliana aho
Tsy hisy hanaisotra izany amiko
Fa fifaliana haharitra ho mandrakizay
Satria teo Ianao ohbpihw ka dia te hihira aho
Dia eo tokoa Ianao nanome
Hafaliana ho ahy
Ref:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Hits : 3745
Likes : 0 Like
Created by : patypv
Date : 10/11/2008 13:05
