Lalaina (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALAINA
Isan’andro izao aho malahelo anao foana
Haolo ny tontolo sy manjaonjaona ô! ô!
Tsy tafandry mandry mihitsy aho andro aman’alina
Hatramin’izay nandehananao izay dia ohatran’ny
Hafahafa be mihitsy aho
Fa voakabary lava aho aty lavitra aty
Fa mihira sy miantso ny anaran-dry ô! ô!
Fa be ny mpanakivy be ny mpanaratsy
Masa-bary maito kitoza retsy qpfnzb ny amintsika
Ka izay maminao dia tiako tononkira.serasera.org foana
Ref : Ry Lalaina, laina, ry Lalaina, laina
Mbola tia anao aho
Fa na ho rotidrotika aho vao mahita anao
Ny tiana fiafiana tsy atao kilalao
F’izay maharitra ihany hono no vadin’andriana
Fa amin’izao fahatongavanao izao aho
Dia tena mahatsiaro sambatra be hjfgbor mihitsy e!
Ref : Ry Lalaina ….
….
Mbola tia anao (x lahvuac 4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SolomiralHits : 6113
Likes : 0 Like
Created by : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Date : 25/01/2005 11:32