MANJARY (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy laingako Aminao
Fa isan'andro izao
Manjary mihato ny hasin'ny fisainako
Hatrizay nampisy Anao ho isam-piainako
Manjary mihamirana
Ny lanitry ny ogkpr androko rehetra
Fa ilay fanahiko saiky mijoretra
Vasoky ny sitrany ho tojo ilay mangirana
Indro izao, indro izao
Mihiratry aiselxx ny tsiky noho Hianao
Manjary tsy mitsahatra
Mamoron-kira foana ny ao anatiko brznyqav ao
Ary angamba hanjahatra
Ho maina sy hangaina
Raha tsy eo Hianao
Auteur : Haingo ; compositeur : Harinjaka
tononkira.serasera.org
Fa isan'andro izao
Manjary mihato ny hasin'ny fisainako
Hatrizay nampisy Anao ho isam-piainako
Manjary mihamirana
Ny lanitry ny ogkpr androko rehetra
Fa ilay fanahiko saiky mijoretra
Vasoky ny sitrany ho tojo ilay mangirana
Indro izao, indro izao
Mihiratry aiselxx ny tsiky noho Hianao
Manjary tsy mitsahatra
Mamoron-kira foana ny ao anatiko brznyqav ao
Ary angamba hanjahatra
Ho maina sy hangaina
Raha tsy eo Hianao
Auteur : Haingo ; compositeur : Harinjaka
tononkira.serasera.org
--------
Link:
