Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misaotra Anao aho Jeso (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho Jeso
Na tononkira.serasera.org fotoan-tsarotra
Fahoriana
Fifaliana
(Misaotra e)
Fiadananao
Ny fitiavanao
Mampitony ahy
(Mankasitraka e)
Miadana aho e
Mahatoky Anao rpnjh o
Misaotra Anao aho Jeso
Misaotra Anao aho Jeso
Na ino sakana
Ianao no Mpanao lalana
(Misaotra e)
Lehibe Ianao
Mpandresy Ianao
Tsy hay sakanana
(Mankasitraka e)
Mahita fitia aho
Mandresy hatrany e
Misaotra Anao aho Jeso
Misaotra Anao aho Jeso
Fiderana manomboka
Ety an-tany
Tsy grsjibsh mijanona raha tsy
any an-danitra any
Ny afonao
mampirehitra
hiredareda
Mampandresy bovq amin’ny
adinakà rehetra
Ye o ya e
Misaotra
Anao ro za
Baba e
Misaotra e
Misaotra Anao
Baba
Mankasitraka eh
amin’ny raha jiaby
vitanao
Misaotra e
Misaotra Anao
Baba
Mankatelina e
Fô fier
Manana Anao
Ye o ya e
Mankasitraka
Anao za
Baba e
Na tononkira.serasera.org fotoan-tsarotra
Fahoriana
Fifaliana
(Misaotra e)
Fiadananao
Ny fitiavanao
Mampitony ahy
(Mankasitraka e)
Miadana aho e
Mahatoky Anao rpnjh o
Misaotra Anao aho Jeso
Misaotra Anao aho Jeso
Na ino sakana
Ianao no Mpanao lalana
(Misaotra e)
Lehibe Ianao
Mpandresy Ianao
Tsy hay sakanana
(Mankasitraka e)
Mahita fitia aho
Mandresy hatrany e
Misaotra Anao aho Jeso
Misaotra Anao aho Jeso
Fiderana manomboka
Ety an-tany
Tsy grsjibsh mijanona raha tsy
any an-danitra any
Ny afonao
mampirehitra
hiredareda
Mampandresy bovq amin’ny
adinakà rehetra
Ye o ya e
Misaotra
Anao ro za
Baba e
Misaotra e
Misaotra Anao
Baba
Mankasitraka eh
amin’ny raha jiaby
vitanao
Misaotra e
Misaotra Anao
Baba
Mankatelina e
Fô fier
Manana Anao
Ye o ya e
Mankasitraka
Anao za
Baba e
--------
Link:
