Collé (Sanih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanih COLLÉ

Tsy haiko zaza iny fa mahafalifaly
Tsy nampoiziko aby
Manome tambitamby mahatamàna
Life mivadika jolie mahita anazy e!
Mampahia mandinika anao e!
Tsy mahaboto koahy fitiava toy zalahy e

    Mahate-hitakisina kisina anah, kisina kisina (mahate-hitakisikisina) anah ny Vatanao
    Tsy mampite-hikisma kisma hoah, kisma kisma hoah raha jiaby jiaby aminao
    Lasa voafafa ny taloha ô
    Nanjary niova ny fiainako ô.
    Anao no nampisokatra ny fo
    Ny saiko aby any aminao any ô.

Hainao ilay fika nampitsiky ahy, nambabo ahy ô
Mba ino lôtra raha nataonao nampamôla zaho

REF : Côllé ô, Côllé
          Côllé ô, Côllé
          Côllé ô, Côllé
          Côllé ô, Côllé
          Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa
          Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa

Fa lehe roso gegy an'iaho amin'ingiahy
Fahitàko androky mamiratsa
hatramin'ny torimasoko tsy ampy aby a!
Lany ieritreretana anao a!
Eie e ie ie ie ie e!
Tsika roa mba hitako mifaneva e!
ie ie e e e!
Ny foko ato midobododoboka (midobodoboka) mafy e

     Asiatsika fety eeee!
     Laha maneky anao
     Tsa mila mitafy koety eeiiiii!
     Refa tonga ny aligna
     Tonga a(x3) tonga ny maraina vao
     Faly(x3) fa nahazo aina anao

Hainao ilay fika nampitsiky ahy, nambabo ahy ô
Mba ino lôtra raha nataonao nampamôla zaho

REF : Côllé ô, Côllé
          Côllé ô, Côllé
          Côllé ô, Côllé
          Côllé ô, Côllé
          Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa
          Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sanih
Hits : 810
Likes : 3 Like
Created by : NomenaJR
Date : 08/07/2024 00:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075