Sambatra (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sambatra izay mitoetra
ao antranon'ny Ray
(ao antranon'i Jehovah )X2
sambatra izay mitoetra
ao antranon'ny rayiii
fa tsy hanan-java mahaory
fa ho azy ny fitoerany tononkira.serasera.org Ray

sambatr'izay manan-kery gxfxhbh ao amin'ny tompo
ao amin'ny tompo ooo
sambatr'izay voavonjy fa hahita ny lanitra aaa
isika raha mba te hoany,handeha re hanandratra ny feo
sambatra iza mitoeeetra

sambatra izay dgmh mitoetra
ao antranon'ny rayiii
fa tsy hanan-java mahaory
fa ixspw azy ny fitoerany ray.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)
Visites : 2521
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dan09
Date : 14/11/2016 14:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5088