Sambonay (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambonay mahazaka rano oh!
Gasilahy tsy mitsoaka atambo oh!
Na tafiotra be mifafy, na orambe migafy
Zahay mazaka, mahazaka tononkira.serasera.org jaly oh!
Sambonay tsy atelin’ny rano
Kôfboay tsy milefa angano oh!
Ka na gidra be ny ho avy
Mila hery, mila sandry
‘Zay mahasaky, anabo hatrany hsmx oh!

Ka veriverenao cwxdfj zaho oh!
Ka ambanimbanianao zaho oh!
Fa zaho anie gasy, zay zatra miafy
Na mora io, na mafy
Ka rabirabianao zaho oh!
Ka haratsiratsianao zaho oh!
Fa zaho ngeh bandy, ary zaho mahatanty
Na gidra io, na gafy

Sambonay tsy afaranao oh!
Ny lqdvjc revinay koa tsy zakanao oh!
Ka aza mitsapa ny tsy tanty
Na manongo ny efa maty
Sao tsy ahazaka, foritihin’ny ampy
Sambonay io, tsy sômainao oh!
Aponganay io, tsy velesinao
Ka na hanopa, na hanozona
Na haneso, sy hanapoizina
Zay tsy hirona, fa manam-­?pinoana


Tonony sy feony : RASOLOFONIAINA Samoëla

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 6402
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/03/2015 00:30
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0194