Miarahaba (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miarahaba anareo re ry sdrftv Ambanilanitra.
Miarahaba anareo ôh!!!
Miarahaba anareo f’elaela tsy nihaona.
Miarahaba anareo ôh!!!
Miarahaba anareo fa tahian’ wrkikqa Andriamanitra.
Miarahaba anareo ôh!!!
Mahita anareo, ka sondriana, finaritra.
Miarahaba anareo ôh!!!
Tena tonga nareo ty fa tsy vazivazy
Miarahaba anareo ôh!!!
Faly ny fonay, fa tsy sangisangy
Miarahaba anareo ôh!!!
Tonga dia kaly llhe mameno vilany
No aroso anareo ôh!!!
Carnaval be ny androany
Manasa anareo ôh!!!
Miarahaba anareo tononkira.serasera.org ôh!
Tratry ny fety an!!!
Mirary anareo ôh!
Mba hahita ny mety an!!!
Isika no mpihavana ôh!
Ka aleo tsy mifanavaka
Tolory ny tanana ôh!!!
Dia bisou ny takolaka an! Eka !!!
Tonony sy feony: Samoëla RASOLOFONIAINA
Miarahaba anareo ôh!!!
Miarahaba anareo f’elaela tsy nihaona.
Miarahaba anareo ôh!!!
Miarahaba anareo fa tahian’ wrkikqa Andriamanitra.
Miarahaba anareo ôh!!!
Mahita anareo, ka sondriana, finaritra.
Miarahaba anareo ôh!!!
Tena tonga nareo ty fa tsy vazivazy
Miarahaba anareo ôh!!!
Faly ny fonay, fa tsy sangisangy
Miarahaba anareo ôh!!!
Tonga dia kaly llhe mameno vilany
No aroso anareo ôh!!!
Carnaval be ny androany
Manasa anareo ôh!!!
Miarahaba anareo tononkira.serasera.org ôh!
Tratry ny fety an!!!
Mirary anareo ôh!
Mba hahita ny mety an!!!
Isika no mpihavana ôh!
Ka aleo tsy mifanavaka
Tolory ny tanana ôh!!!
Dia bisou ny takolaka an! Eka !!!
Tonony sy feony: Samoëla RASOLOFONIAINA
--------
Lien:
