maimbo eo (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza dokafana intsony ireo sao manitsaka eo
Aza tehafina akory sao mamalana eo
Ilay mokon-doha-na gasy efa kobonareo
Fa mora mibontsina, mitsefotra be rehefa avy eo
Raha ireo indray no miala teo, asa ny hanjo anareo
Aza cswodfkm ikevokevohana ireo na havanareo
Aza tomorona akory fa sao maimbo eo
Tantaran’ireo te aloha tsy haiko raha kobonareo
Miaramila mivadika, teo indray ny tranonareo
Toa vahoaka mirongatra, rotaka foana ny teo
Ref :
Ilay politikantsika
Mivadika resak’alika
Efa ohatr’izay io
Dia ohatrohatr’izay io
Dia mbola ho ohatr’izay io
Izay io maro !
Aza dia hizesitiavana hoe ekipako ireo
Aza dia ankalazaina sao manenina avy eo
Ilay mokon-doham-bahoaka efa kobonareo
Vetivety dia roboka fa vetivety dia leo
Raha ireo indray afrofqjr no mitrifana eo, may eo ny tononkira.serasera.org tranonareo
Aza mba mahatokitoky mpanao politika ianareo
Aza mba mino an’ireny fa sao marary fo eo
Efa niaraha-nahita ny zava-niseho anikeo
Fa miara-mitolona dia mifanongana jbsnjlw avy eo
Rehefa ireo no misaritaka, MAIMBO EO DAHOLO IANAREO !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SamoelaHits : 5106
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 06/09/2013 23:39