Toerako nindraminy (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tianao be izy izaho nefa tsy foinao koa
Izay ve no izy sa oridkjq tahotry ny ho votso-droa
Androany aloha avy any ianao nanaram-po
Ampy kosa izay mifidy ianao anio iray aminay
Mangotika ny fo izany aloha tsy afenina
Nitia ihany aloha ka aleo hialana nenina
Ny foko na dia vy mba mety ho harafesina
Fa mafy tononkira.serasera.org izany hoe tia kanefa ampirafesina
Fa ny any hoy ianao tsy tena fitia fa kilalao
Tsy gboqdgx haharitra izany fa matokisa fotsiny ihany
Aza mandaingalainga eo ! tsy andrinao ny andro alarobia
’Lay izaho rehefa tsy eo no lasa indray ’nareo mangala-dia
’Lay rafiko iny aloha tsy ouwbwi tompony iny fa mpamerin-doha
Tsy ialonako akory vao hitako fa tsy hahavita izay vitako (aminao)
Inona koa moa no aminy fa toerako no indraminy
Mbola ho alaiko any aminy an-keriny raha sanatria tsy averiny
Fa toerako no indraminy
Inona koa moa no aminy
Fa sisako aza laniny
Fa toerako no indraminy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RossyHits : 9481
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 24/08/2002 19:08