Palestina blues (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nino ny saina raha tsy efa nahatazana
Fa misy olo-miaina tsy manan-tanindrazana
Miaina anaty yspnahl lay, fiainana vfpue an'anjoanjo
Izay tany misy ahy, oalwztxe voazaran'ny voanjo
Ny tena kere tsy afaka haninona
Toa vahoaka be ny any Palestina.

Toa alika romotra mandramatra i Begin
Mandriaka ny rà, miady anie ny ady
Zaza amam-behivavy tao Shatila
Ankizy sy tanora tao Sabra
Mangina i Sadat, manameloka am-bava
Ny Firenena Mikambana toa tsy hanova inona
Toa vahoaka be ny any Palestina

Hira ity ka hira, tononkira.serasera.org izaho tsy mpahay politika
Tsy te-hahalala Israely na koa Amerika
Fa ny hany fantatro dia zo ny miaina
Tsy rariny, tsy hitsiny ny manao vono-moka
Tsy rariny raha misy aina tsy hanana n'inon'inona
Omeo tanindrazana ny  Palestina.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 1519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/08/2020 14:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.162