TOE-TSAINA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOE-TSAINA
Mba lazao izay tianao tenenina aza kobonina ireo zava-dratsy manahirana ny sainao
Avelao ilay toe-tsaina mampiady aza tazomina ny fotoana mandeha dia mampiakatra azy
Ireo olana izay terak’ity toe-tsaina mpanafinafina zava-tsotra lasa xiyi loza efa ela ny tononkira.serasera.org ela
Adino daholo re ny zava-tsara ato an-tsaina tototry ny ratsy mavesatra ao an-dohan’ilay malemy
Izay manontany dia valinao hoe « tsy misy n’inon’inona » tsy misy zava-dratsy manahirana ny sainao
Ianao mitomany izao vao fantatra fa sempotry ny fahatezerana, voro-damba sisa no azoko omena
Ny manome tsiny re dia mora noho ny mahatsapa hoe « diso aho hatramin’izay ikdgrjdx », ny fotoana tsy hiverina hanarinako lcuw azy
Ilay toe-tsaina ho’aho ovay tsy ho anenenanao tsy hisy intsony ny ady izay vokatr’izao toe-tsaina izao

--------
Lien: