HIRAHIRA FAHATANY (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIRAHIRA FAHATANY


« Cheque », h ! eo a ! h !ataovy am’ty de, omeo ahy!


Misy kôzy ity, fa henoy tsara ry bandy
Tsy rediredy tsy kafara sady tsy sangisangy
Resaka mozika nôfa mila sôsy de zay
Indraindray, ny bandy sasany manao pasy tsy milay

Mihira fahatany, mila vola te ho vedety
Ny feo ratsy, am’le vazo mikorontana tsy mety
Volo tsara pasoka voaloko hatrany ambany helika
Ilaina ny sôsy ry bandy fa tsy ilaina ny mivarotra derika


Aza omena tsiny ireo mihirahira fahatany
Tsy atao hoe hira madinike! Fa tena bitik’aok’izany
Tia vola, ataovy “cheque”
Omeo vola, f’ataovy "cheque", mivaro -tena!

« Cheque », h ! eo a ! h !ataovy am’ty de, omeo ahy!


Fa Raboussa aloha, tsy maintsy mitraka ny loha
Mozika tsara rehefa izy izay no atao am’fo
De miala tsiny zay ho an’izay tsy mbola mahalala
Fa zay mivazo fotsiny, sanatria zay miadaladala

Fa mbola tsy miala, hatram’zay ka hatram’zao mbola eo
Tsy mety leo, kôzy ianareo, na farina aza ny feo
Zava – kanto tsy voavidina dôlara na pôrsa
Sa tsy marin’zany? Kôzio azy ra – Rolf


Aza omena tsiny ireo mihirahira fahatany
Tsy atao hoe hira madinike! Fa tena bitik’aok’izany
Tia vola, ataovy “cheque”
Omeo vola, f’ataovy "cheque", mivaro -tena!

ROLF & RABOUSSA
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ROLF
Hits : 3846
Likes : 0 Like
Created by : rac
Date : 01/11/2005 20:46
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014