Tsara hiafarana (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
glwppuy Miriorio foana ny angidina
Tsy mankaiza tsy akory
F’izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rztp rehetra any
Vola no mahabe rehareha
Ka mazàna jamba ny tononkira.serasera.org maso
Voatampin’io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba mandeha
REFRAIN:
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka voa
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy kpsme hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
REFRAIN (miverina)
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka voa
---
Tsy mankaiza tsy akory
F’izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rztp rehetra any
Vola no mahabe rehareha
Ka mazàna jamba ny tononkira.serasera.org maso
Voatampin’io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba mandeha
REFRAIN:
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka voa
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy kpsme hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
REFRAIN (miverina)
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka voa
---
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 554
Likes : 0 Like
Created by : Johnkely
Date : 25/09/2025 02:37
