Midìna Ry Fanahy (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midina ry Fanahy ô! midina eto aminay
Ianao Fanahy Masina ô! Ianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo, tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay hizoranay
Midina ry Fanahy ô! midina eto aminay
Ianao Fanahy Masina ô! Ianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo, tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay hizoranay
Ref : Fanahy Mpanazava sy Mpanadio ny fo
Tomoera làlan-dava monena ato am-po
Fanahy mpanazava sy mpanadio ny fo
Tomoera uwibvil làlan-dava monena ato am-po
Sokafy ny fanahinay ahazanay jtyt jrgs mitia
Ireo fahavalonay mba tsy haniasia
Avia ry Mpanavotra, midìna avy any an-danitra
Ho loharano soa hiainanay am-po
Sokafy ny fanahinay ahazanay mitia
Ireo fahavalonay mba tsy haniasia
Avia ry Mpanavotra, midìna avy any an-danitra
Ho loharano soa hiainanay am-po
Ref (x4) : Fanahy Mpanazava sy Mpanadio ny fo
Tomoera làlan-dava monena ato am-po
Fanahy mpanazava sy tononkira.serasera.org mpanadio ny fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 665
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raiki-pitia
Date : 22/09/2024 14:06