Jeso, sambatra aho manana Anao (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro mazava tsara
fa izay miarak’amin’i Jesoa dia mahery
Satria Izy Mikarakara
ary Izy momba sy mijery.
Izaho aloha tena mahatsapa
ny fombàn’Ilay Tompo Tsitoha
Fa ny zava-drehetra
momba anao,momba ahy
dia hainy atao avokoa
Ref : Jeso, sambatra aho manana
vakksxp manana Anao Jesoa mitarika ahy
Na dia misy aza ny olana,
tsy mba kivy ny fo, saina, fanahy
satria eo foana Ianao mampahery ahy
Raha Jesoa no iankinanao
dia ho maivana tokoa ny entanao
Milamina fotsiny ianao
Fa Izy no hiady, hiady ho Anao
Izaho aloha tena mahatsapa
ny fombàn’Ilay Tompo Tsitoha
Fa ny zava-drehetra
momba anao,momba ahy
dia hainy atao avokoa
Ref (x4) : Jeso, sambatra aho manana
manana Anao Jesoa mitarika ahy
elpv Na dia misy aza ny olana,
gkcoslb tononkira.serasera.org tsy mba kivy ny fo, saina, fanahy
satria eo foana Ianao mampahery ahy
Ouh ! ouh ! ouh ! ouh !
Sambatra aho Jeso
fa izay miarak’amin’i Jesoa dia mahery
Satria Izy Mikarakara
ary Izy momba sy mijery.
Izaho aloha tena mahatsapa
ny fombàn’Ilay Tompo Tsitoha
Fa ny zava-drehetra
momba anao,momba ahy
dia hainy atao avokoa
Ref : Jeso, sambatra aho manana
vakksxp manana Anao Jesoa mitarika ahy
Na dia misy aza ny olana,
tsy mba kivy ny fo, saina, fanahy
satria eo foana Ianao mampahery ahy
Raha Jesoa no iankinanao
dia ho maivana tokoa ny entanao
Milamina fotsiny ianao
Fa Izy no hiady, hiady ho Anao
Izaho aloha tena mahatsapa
ny fombàn’Ilay Tompo Tsitoha
Fa ny zava-drehetra
momba anao,momba ahy
dia hainy atao avokoa
Ref (x4) : Jeso, sambatra aho manana
manana Anao Jesoa mitarika ahy
elpv Na dia misy aza ny olana,
gkcoslb tononkira.serasera.org tsy mba kivy ny fo, saina, fanahy
satria eo foana Ianao mampahery ahy
Ouh ! ouh ! ouh ! ouh !
Sambatra aho Jeso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 724
Likes : 0 Like
Created by : Raiki-pitia
Date : 22/09/2024 13:38
