Jehovah hiaro anao (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Jehovah hiaro anao
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay

Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Jehovah hiaro anqxwm anao
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay

Matokia Azy na aiza misy anao
fa Izy hiahy ny fiainanao.
Vatolampy mafy horina,
Izy Jehovah Rain’ ny famonjena

Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro tononkira.serasera.org ny fanahinao Izy
Jehovah hiaro anao
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay

Matokia kmjhiscr Azy na aiza misy anao
fa Izy hiahy ny fiainanao.
Vatolampy mafy horina,
Izy Jehovah Rain’ ny famonjena

Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Jehovah hiaro anao
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay

Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy epqwii rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Jehovah hiaro anao
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay
hatramin’izao ka ho mandrakizay
hatramin’izao ka ho mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327