Derao (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra anie ho Anao !
Voninahitra anie ho Anao !
Dera, laza no asandratray
Ho Anao Andriamanitray.

Voninahitra anie ho Anao !
Voninahitra anie ho Anao !
Dera, laza no asandratray
Ho Anao Andriamanitray.

Haleloia, Ny Mpanjakanay !
Haleloia, Jeso Tomponay xcuihutz !
Haleloia, Ny Fanahy koa !
Fa mendrika haja, Ianao.
Haleloia, Haleloia !
Voninahitra anie,
Fa mendrika haja Ianao !

Haleloia, Ny Mpanjakanay !
Haleloia, zlovf Jeso Tomponay !
Haleloia, Ny Fanahy koa !
Fa mendrika haja, Ianao.
Haleloia, Haleloia !
Voninahitra anie,
Fa mendrika haja Ianao !

Ny tsara indrindra no homeko Anao,
ho Anao, ny tsara no mendrika Anao
Fo sy ny fanahy fa mendrika haja Ianao.

Ny tsara indrindra tononkira.serasera.org no homeko Anao,
ho Anao, ny tsara no mendrika Anao
Fo sy ny fanahy fa mendrika haja Ianao.

Oh! Oh! Oh! Oh!
Tsara ny mankalaza Anao, Jeso !
Oh! Oh! Oh! Oh!
Meva ny fiderana Anao, Jeso !

Oh! Oh! Oh! Oh!
Tsara ny mankalaza Anao, Jeso aqewno !
Oh! Oh! Oh! Oh!
Meva ny fiderana Anao, Jeso !

Voninahitra anie ho Anao !
Voninahitra anie ho Anao !
Dera, laza no asandratray
Ho Anao Andriamanitray.

Voninahitra anie ho Anao !
Voninahitra anie ho Anao !
Dera, laza no asandratray
Ho Anao Andriamanitray.

Dera, laza no asandratray
Ho Anao, Andriamanitray !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502