Antsoy ny Anarany dia matokia (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao hira izao no mba hanipazako hafatra
Ianao antsoina hoe: zanak’Andriamanitra
Tsy maintsy mandalo ady sarotra ianao raha mbola zanany
kanefa matokia fa mahery indrindra Izy
Na izany aza no lalovanao dia matokia
Tsy hamela anao Izy tsy hamela irery
Ianao mantsy no efa nolazainy fa dia ho adidiny
ka mahereza ianao zzyudv ka hivoaka mpandresy
Ianao raha tojo olana na zdyg aretina e!
Antsoy ny Anarany fa hamaly Izy e!
Mpamonjy mora azo amin’ny fahoriana Izy
ka miantora Aminy
Tsy mba manavakavaka ny Tompo e!
fa mihaino izay mitady Azy fatratra e!
Ibebaho avokoa ireo ratsy taloha
dia angataho izay ilainao
dia matokia fa ho azonao
Mahay ny zavatra rehetra raha ny Tomponao
Indrindra ny mombanao dia tena hainy atao
Izay niantso sy nahatoky Azy hatrizay
dia tena afa-po ny tononkira.serasera.org fanafahany sy ny famonjen’i Jeso
Ianao raha tojo olana na aretina e!
Antsoy ny Anarany fa hamaly Izy e!
Mpamonjy mora azo amin’ny fahoriana Izy
ka miantora Aminy
Tsy mba manavakavaka ny Tompo e!
fa mihaino izay mitady Azy fatratra e!
Ibebaho avokoa ireo ratsy taloha
dia angataho izay ilainao
dia matokia fa ho azonao
Ianao raha tojo olana na aretina e!
Antsoy ny Anarany fa hamaly Izy e!
Mpamonjy mora azo amin’ny fahoriana Izy
ka miantora Aminy
Tsy mba manavakavaka ny Tompo e!
fa mihaino lsvmdrd izay mitady Azy fatratra e!
Ibebaho avokoa ireo ratsy taloha
dia angataho izay ilainao
dia matokia fa ho azonao
Ianao antsoina hoe: zanak’Andriamanitra
Tsy maintsy mandalo ady sarotra ianao raha mbola zanany
kanefa matokia fa mahery indrindra Izy
Na izany aza no lalovanao dia matokia
Tsy hamela anao Izy tsy hamela irery
Ianao mantsy no efa nolazainy fa dia ho adidiny
ka mahereza ianao zzyudv ka hivoaka mpandresy
Ianao raha tojo olana na zdyg aretina e!
Antsoy ny Anarany fa hamaly Izy e!
Mpamonjy mora azo amin’ny fahoriana Izy
ka miantora Aminy
Tsy mba manavakavaka ny Tompo e!
fa mihaino izay mitady Azy fatratra e!
Ibebaho avokoa ireo ratsy taloha
dia angataho izay ilainao
dia matokia fa ho azonao
Mahay ny zavatra rehetra raha ny Tomponao
Indrindra ny mombanao dia tena hainy atao
Izay niantso sy nahatoky Azy hatrizay
dia tena afa-po ny tononkira.serasera.org fanafahany sy ny famonjen’i Jeso
Ianao raha tojo olana na aretina e!
Antsoy ny Anarany fa hamaly Izy e!
Mpamonjy mora azo amin’ny fahoriana Izy
ka miantora Aminy
Tsy mba manavakavaka ny Tompo e!
fa mihaino izay mitady Azy fatratra e!
Ibebaho avokoa ireo ratsy taloha
dia angataho izay ilainao
dia matokia fa ho azonao
Ianao raha tojo olana na aretina e!
Antsoy ny Anarany fa hamaly Izy e!
Mpamonjy mora azo amin’ny fahoriana Izy
ka miantora Aminy
Tsy mba manavakavaka ny Tompo e!
fa mihaino lsvmdrd izay mitady Azy fatratra e!
Ibebaho avokoa ireo ratsy taloha
dia angataho izay ilainao
dia matokia fa ho azonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 524
Likes : 0 Like
Created by : Raiki-pitia
Date : 22/09/2024 10:07
