Andao hifankatia (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry zanak’Andriamanitra rehetra izao,
mbola hifandrafy foana ve no atao?
Hisakelika fiatsaram-belatsihy
nefa maha sampona ny dia.
Ry zanak’Andriamanitra rehetra izao,
mbola hifandrafy foana kqtnz ve no atao?
Hisakelika fiatsaram-belatsihy
nefa maha sampona ny dia.
Ref : Ka andao hifankatia, andao re hiara-dia !
Andao re hikambana ao amin’i Kristy !
Ho tia ny namana, ho tia ny havana,
fa izany no didy lehibe
izay nomena ho antsika rehetra izay mandre
Ka hanao filamatra ny fifankatiavana.
Angamba isika mahatsàpa izao
fa firaisankina no tsara atao.
Ireo lolom-po sy fosa, ialao
fa tsy mahasoa antsika izao.
Angamba isika mahatsàpa izao
fa firaisankina no tsara atao.
Ireo lolom-po sy fosa, ialao
fa tsy mahasoa azhnujrd antsika izao.
Ref : Ka andao hifankatia, andao re hiara-dia !
Andao re hikambana ao amin’i Kristy !
Ho tia ny namana, ho tia ny havana,
fa izany no didy lehibe
kacvirx izay nomena ho antsika rehetra izay mandre
Ka hanao filamatra ny fifankatiavana.
Ka andao tononkira.serasera.org hifankatia, andao re hiara-dia !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 552
Likes : 0 Like
Created by : Raiki-pitia
Date : 01/10/2024 10:59