Ampy ho ahy i Kristy (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!
Ampy ho ahy i Kristy

Koa raha misy olona ao amin’i Kristy,
Dia efa voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny zavatra taloha, tonga vaovao ireo.

Miovaova izao rehetra izao, ampy ho ahy Kristy.
Mandalo sedra mafy tsy hay, atao ampy ho ahy Kristy.
Miovaova izao rehetra izao, ampy ho ahy Kristy.
Mandalo sedra mafy tsy hay atao, ampy ho ahy Kristy.

Koa raha misy olona ao amin’i Kristy,
Dia efa xnbupvj voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny tononkira.serasera.org zavatra taloha, tonga vaovao ireo.

Koa raha misy olona ao amin’i rgicai Kristy,
Dia efa voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny zavatra taloha, tonga vaovao ireo.

Na ho haingana jpjtfre na koa haharitra, ampy ho ahy Kristy.
Ny hiainako ety an’efitra, ampy ho ahy Kristy.
Na ho haingana na koa haharitra, ampy ho ahy Kristy.
Ny hiainako ety an’efitra, ampy ho ahy Kristy.

Koa raha misy olona ao amin’i Kristy,
Dia efa voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny zavatra taloha, tonga vaovao ireo.

Koa raha misy olona ao amin’i Kristy,
Dia efa voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny zavatra taloha, tonga vaovao ireo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395