TOLORY TANANA (RHL ( Rise Hight our Lord ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOLORY TANANA
Talaho taraina tononkira.serasera.org sy toreo toa tsy hahaloa-peo
Tsy yfzxbjo manana hiatsampazana
Iza loatra re, no hiantra azy reo
Mitaraina akbvq mitalaho fa reraka (X2)
Onena loatra koa ny fo mahita ny manjo
Kanefa tsy mba manarina azy ireo
Iza loatra twbpkxj re , no hiantra azy ireo
Nefa izay no fanehoam-pitiavana
Atao ahoana no fitia ny Ray zay tsy hita maso
Raha tsy hitia ny namanay hanome tanana ho azy koa
Sarotra tokoa, raha tsy eo Jesoa
Hialoha lalana ao anatinay
Ampio hery ny finoana mba hiasa be kokoa
Hanasoa ny tena ka hivavaka ho an’ny hafa koa
Sarotra tokoa raha tsy eo Jesoa
Hialoha lalana ao anatinay
Ampio aho Jesoa hanao soa tokoa
Ka ianao no ao anatiko ao
Ka tsy izaho no Velona
F’ianao amiko, dia ho sambatra ny taninay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RHL ( Rise Hight our Lord )Hits : 898
Likes : 0 Like
Created by : nonoh.harentsou
Date : 07/04/2020 18:21