JAONA 3 :16 (RENG'AHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA TOY IZAO NO NITIAVANY IZAO TONTOLO IZAO
NOMENY NY ZANANY LAHITOKANA
MBA TSY HO VERY IZAY REHETRA MINO AZY
FA HANANA, ILAY FIAINANA
MIARETA, MITOMOERA TSARA IANAREO
AMIN’NY FINOANA
FA TSY NANIRAKA NY ZANANY IZY
HO TONGA ETY, HANAMELOKA
TSY TOONGA HANAMELOKA ( 4 fois)
FA TSY TOONGA HANAMELOKA ( 6 fois)
--------
Link: