tokan-trano (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
izay rehetra tianao atao
sy izay sitrakao
tsy hitazonao , tsy hamefy
Mandehana aloha , raha toa tsy afa-po
Izay fantatrao fa mety
Ataovy avokoa raha mahasoa

Tetika efa voamona fa mody
No sarosaronana
Nohon’ny tsy fitovian-kevitra
Dia lasa ianao
Indro fa tezitra
Nefa ny tsy fisina
No naha tonga anao handao ny tiana
REF
Tokan-trano fanambadiana
tsy hilaozany, fifamaliana
Izany indrindrdra hoy anao
No nahatonga hifindra toy izao
Avelao aloha andao fa efalao
Ny marina tsy azo ialana
tsy tantinao ny fahan-trana
ka nohararaotinao
ny toe-javatra toy izao
raha izay olona efa tsy tamana
Izaho tsy afak’itana
Marina fa mavesatr’izany
Akory atao fa efa ao
Sanatria tsy hitomany aho
Tsy ilay tsitoha anie ianao

N’efa aza mievitra toy izao foana
Fa mbola hoavy ilay
Fotoana
Dia ilay masoandro be lohatoana
Andrasako , Andrasako
Hamiram-piratra vao maraina
azoako tena miaina

REF
Tokan-trano fanambadiana
tsy hilaozany, fifamaliana
Izany indrindrdra hoy anao
No nahatonga hifindra toy izao
Avelao aloha andao fa efalao
Ny marina tsy azo ialana
tsy tantinao ny fahan-trana
ka nohararaotinao
ny toe-javatra toy izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 2804
Likes : 0 Like
Created by : mamyharitiana
Date : 13/09/2003 16:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733