ROTSAKA (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      ROTSAKA
Tena mba mahavariana sy mahavaka
Ireo fombafomba mahazo laka
Izao indray ny zipo lasa salaka e!
Sady efa diso didy no misy daka.
    
     Ekena fa ny fandrosoana no tena tsara
     Ka manao tsy omby aloha fiavin’ny tafara
     K’ilay vaky tmpona sy ny tanan’ivoha e!
     Lasa cocorasé sy coupe garçon.
Misy ny tononkira.serasera.org Ray sy Reny sahiran-dava
Dia lasa manao fiainana lavalava
Ny lahy toa fetsifetsy ,ny vavy miseho ho vedettte  
Izy mianakavy ,tsy lahy tsy vavy.
REF:Dia nirotsaka,dia mangotraka
    Zary efa makadilo ,fa dridrangilo
  zhytg   Miara mirona dia lasa mikata foana
    Manao farara vava mipozy lava.
Tsara sy tena ilaina ny fandrosoana
No sady jerena tsara izay hijoroana
Tsy ny hita rehetra dia mahataitra
Ka ny vhbjd vokany avy eo  indray no tsy laitra .
     Mitondra mankaiza loatra ny fandrosoana
    qbycz  Tsy vitsy no mimenomenona amin’izao fotoana
     Aiza nomisy sosy?Aiza nomisy mosy
     Aiza no tena izy ?vonjeo rankizy !
REF:Dia nirotsaka ............


                                          REBIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 3613
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 08/12/2001 15:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333