Mifona aho tompoko (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
             MIFONA AHO tononkira.serasera.org TOMPOKO


Hifonako ry Tompo mahery
Ny ditry ny yvgrk foko sy ny saiko
E,menatra aho tsy sahy mijery
Ny lanitra honenanao ry raiko

Ny ditry ny foko moa hatrizay
Noheveriko ho laza sy voninahitra
Meteza indray ianao re hahatsiaro
Fa zanaka nania aho ka fay

Ref:  Ny heloko rehetra aoka hivalona any
       Tompo ô ,mba aoka re tsy ho tsarovanao
        Ka ny androko sisa rehetra rahatrizay
      xmdrs   Dia handia indray fiainam-baovao

Mifona aho ry raiko mpamonjy
Naditra aho kanefa voavonjy
Saiky very aho no toa hita hita indray
Voakapoka mafy  aho dia fay

Nisy koa ireo zava-kinasa
Tsy mety matoy re mba asa
Tompo ô ,ampio sy tantano
Sao indray mampiditra angano

   Ref: Ny heloko...

           ldbxe           REBIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 4670
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/11/2004 15:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365