HIFONAKO (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFONAKO

Hifonako ry tompo mahery
Ny ditry ny foko sy ny saiko
E menatra aho tsy sahy nijery
Ny tononkira.serasera.org lanitra fonenako ry raiko

Ny ditry ny foko  no hatrizay
Noheveriko ho laza sy voninahitra
Metez’indray ianao re hatsiaro
Fa zanaka nania ka fay

Ref (x2): Ny heloko rehetra, Aok’hivalon’any e
Tompo ô mba aoka re tsy hotsarovanao
Ka ny androko sisa rehetra rahatr’izay
De handia indray fiainam-baovao
Interlude
Mifona aho ry raiko mpamonjy
Naditra aho kanefa voavonjy
Saiky  very aho no wjin toa hita indray e
Voakapoka mafy aho de fay

Misy koa reo zava- kinasa
Tsy mety matory re fa asa
Ry tompo ô ampio sy tantano
Fa sao indray hampiditr’angano

Ref (x2): Ny wzjwysnt heloko rehetra, Aok’hivalon’any e
Tompo ô mba aoka re tsy hotsarovanao
Ka ny androko sisa rehetra rahatr’izay
(De wabddqti handia indray fiainam-baovao) x3

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 6139
Likes : 0 Like
Created by : AndryRAJO
Date : 14/02/2010 16:00
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0151