Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPELA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ampela aiza ianao
Volana firy izao tsy htygwcp nandrenesam-baovao
Ampela fantatarao
Ny fahoriako indray andro tsy anilanao
Mandeha ny tsaho, any ampita ianao
Hay ve aho natao kilalao
Vokatr’izao ve hahafaly anao
Ref : Efa impiry aho no nandalo tany nody maina hatrany
Ireo havanao rehetra moa tsisy mivaky loha
Aiza re ny tany halehako tdrh hankatsy sa hankaroa
2. Ampela aiza ianao
Tsy tantiko intsony angamba re ny hisaina izao
Ampela mba iantrao
Aleo samy leo izay vao mba miala ianao
Mandeha ny tsaho fa any ampita ianao
Hay tononkira.serasera.org ve aho natao kilalao
Vokatr’izao ve hahafaly anao
Ref : Iza intsony koa no hanam-po hoe isika roa
Mbola mety hisara-dalana efa ireny no nanjo
Toa tsy maha-te hitia intsony marina moa
Ampela, aiza ianao?
Ampela, iarenlci fantatrao
Ampela, aiza ianao?
Ampela, fantatrao

--------
Link: