Trano bongo (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trano bongo tafo herana
Varavarana zozoro
Mora rava tononkira.serasera.org sy miserana
Vetivety toa hikoro
Trano bongo tokan'efitra
Mihafihafy teritery
Toa voabaiko mba handefitra
Sy hitoetra unyyknm manirery
Ny vovonana efa koka
Nokikisan'ny xhdglfep fotoana
Tafontrano feno loaka
Ravarava mihafoana
Ny fanaka miharihary
Ratsiratsy bangabanga
Satro-tandroka antsim-bary
Tsangambava tanimanga
Akalana eo an-jorotrano
Hany sisa vfxpidoa hanampy izany
Fitantaran'i dada angano
tantara kalo fahizany
Trano bongo tafo herana
Varavarana zozoro
Mora rava sy miserana
Vetivety toa hikoro
Trano bongo tokan'efitra
Mihafihafy teritery
Toa voabaiko mba handefitra
Sy hitoetra manirery
Varavarana zozoro
Mora rava tononkira.serasera.org sy miserana
Vetivety toa hikoro
Trano bongo tokan'efitra
Mihafihafy teritery
Toa voabaiko mba handefitra
Sy hitoetra unyyknm manirery
Ny vovonana efa koka
Nokikisan'ny xhdglfep fotoana
Tafontrano feno loaka
Ravarava mihafoana
Ny fanaka miharihary
Ratsiratsy bangabanga
Satro-tandroka antsim-bary
Tsangambava tanimanga
Akalana eo an-jorotrano
Hany sisa vfxpidoa hanampy izany
Fitantaran'i dada angano
tantara kalo fahizany
Trano bongo tafo herana
Varavarana zozoro
Mora rava sy miserana
Vetivety toa hikoro
Trano bongo tokan'efitra
Mihafihafy teritery
Toa voabaiko mba handefitra
Sy hitoetra manirery
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ramaroson WilsonHits : 1703
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 25/12/2021 19:56
