Fahazavanao (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hmphocli Verse 1 : Toa lanitra manjombona
Toa orana mikotroka
No hita amin'ny fiainako
Tsy misy hazavana intsony
Ny aizina toa mampahory
Fa mila Anao aho
Prechorus : Oh oh hazavao aho
Chorus : Fahazavana
Masoandro miposaka ho ahy
Verse 2 ybuqegtk : Ny masoko mijery Anao
Hitodika aho ho any Aminao
Ireo nantenaiko tsisy hita izao
Hiondrika aho hanantona
Handohalika Aminao Ray
Ny fiainako ô, mba hazavao
Bridge : Ny fahazavanao no hery
Mihazona tononkira.serasera.org ahy tsy bgbk ho very
Ny fahazavanao dia ampy
Mpanavotra ahy Ianao
Toa orana mikotroka
No hita amin'ny fiainako
Tsy misy hazavana intsony
Ny aizina toa mampahory
Fa mila Anao aho
Prechorus : Oh oh hazavao aho
Chorus : Fahazavana
Masoandro miposaka ho ahy
Verse 2 ybuqegtk : Ny masoko mijery Anao
Hitodika aho ho any Aminao
Ireo nantenaiko tsisy hita izao
Hiondrika aho hanantona
Handohalika Aminao Ray
Ny fiainako ô, mba hazavao
Bridge : Ny fahazavanao no hery
Mihazona tononkira.serasera.org ahy tsy bgbk ho very
Ny fahazavanao dia ampy
Mpanavotra ahy Ianao
--------
Link:
