Ranomasina (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ie ranomasina a! (2)
Ie rano, ie rano, ie ranomasina a! (2)

Sendra mijery sambo vao tonga bzuavb a
Tandremotandremo tsara yrkfn ny kilonga a!

Fa io ranomasina io dia manonja
Tsy mba manafosafo fa mitondra a!
Io ranomasina io dia manonja a!
Fa io ranomasina io dia manonja
Tsy mba manafosafo fa mitondra a!
Io ranomasina io dia manonja a

Ie ranomasina a! (2)
Ie rano, ie rano, ie ranomasina a! (2)

Sendra mitsimpona akoran-driaka
Mitandritandrema lahy isika a!

Fa io ranomasina io dia mipaoka
Tsy mba manafosafo fa mitsaoka
Fa io ranomasina io dia mipaoka a!
Fa io ranomasina io dia mipaoka
Tsy mba manafosafo fa mitsaoka
Fa io ranomasina io dia mipaoka a!


Ie ranomasina a! (2)
Ie rano, ie rano, ie ranomasina a! (2)

Raha sendra mijery sambo efa lasa
Tandritandremo tsara tononkira.serasera.org lahy ny zaza

Fa io ranomasina io tsy misangy
Fa rehefa lasany any mampamangy
Io dmubjikj ranomasina io tsy misangy a!
Fa io ranomasina io tsy misangy
Fa rehefa lasany any mampamangy
Io ranomasina io tsy misangy a!

Ie ranomasina a! (2)
Ie rano, ie rano, ie ranomasina a! (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Voanio
Hits : 8375
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/09/2002 09:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0735