AMEN, ALELOIA (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMEN, ALELOIA

Amen ! Aleloia
Amen ! Aleloia

Manakoako avy any an-danitra;
Manakoako ireo feon’ Anjely marobe
Manakoako sady manambara hoe:
Miverena mibebaha na ny vavy na ny lahy
Amen ! Aleloia
Amen ! Aleloia
Ny fiverenan’ny lahy no andrasany
Ny fibebahan’ny vavy, miandry anao Kristy
Amen ! Aleloia
Amen ! Aleloia

Instruments

Raha nanota izahay, avelao ny helokay
Raha naditra izahay, ifonana  aminao ry Ray
Amen ! Aleloia
Amen ! Aleloia
Ny fiverenan’ny lahy no andrasany
Ny fibebahan’ny vavy miandry anao Kristy
Amen ! Aleloia
Amen ! Aleloia

Instruments

Izao tontolo izao sy ny filàny; dia mandalo eto an-tany
Ho antsika izay mbola miaina ety miverena @ Kristy
Amen ! Aleloia
Amen ! Aleloia
Ny fiverenan’ny lahy no andrasany
Ny fibebahan’ny vavy miandry anao Kristy
Amen ! Aleloia
Amen ! Aleloia
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Talöha
Hits : 1380
Likes : 1 Like
Created by : sfssolo
Date : 29/11/2016 09:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867