Voky fitahiana (Ny Avo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io Andriamanitra tompoiko io anie, tena mahagaga
Isan'andro Izy manome, ny anjara sahaza ho ahy
Io Andriamanitro tompoin-tsika io anie, mpanolo-tsaina
Famindram-pony havaoziny ho antsika, isa-maraina.

Efa nomeny ahy (Nomeny ahy)
Nomeny ahy izay sahaza ho ahy
Nomeny anao (Nomeny ahy)
Nomeny anao izay sahaza ho anao.
Mbola homeny ahy! (Homeny ahy)
Homeny ahy izay sahaza ho ahy
Homeny anao e! e e e! e!
(Ho anao! ho anao!)
Homeny anao izay sahaza ho anao.
(Homeny anao izay rehetra mahasoa anao.)

Feno fifaliana ny fiainako e!
Feno fitahiana ny fiainako e!
Manompo Azy aho, (Hou! hou!)
Rehefa manompo Azy aho.

(Fifaliana foana ny fiainako e!)
(Fitahiana foana ny fiainako e!)
(Manompo Azy aho)
Manao ny asany e!
....
Io Andriamanitro tompoiko io anie, tena mahagaga
Isan'andro Izy manome, ny anjara sahaza ho ahy!!
Io Andriamanitra tompoin-tsika io anie, tena Mahery!!
Izay mahatsara sy nahasoa antsika, efa nomeny.

Efa nomeny ahy (Homeny ahy)
Nomeny ahy izay sahaza ho ahy
Nomeny anao (Nomeny ahy)
Nomeny anao izay sahaza ho anao.
Mbola homeny ahy (Homeny ahy)
Homeny ahy izay sahaza ho ahy
Homeny anao anao anao e!
(Homeny anao)
Homeny anao izay sahaza ho anao.
....
Feno fifaliana ny fiainako e,
Feno fitahiana ny fiainako e!
Nanompo Azy aho, (Hou! hou!)
Rehefa manompo Azy aho.

(Fifaliana foana ny fiainako e!)
(Fitahiana foana ny fiainako e!)
(Manompo Azy aho)
He! Manao ny asany e!

(Feno fifaliana ny fiainako e,
Feno fitahiana ny fiainako e!)
*Rehefa manompo Azy aho.(x2)

Fifaliana foana ny fiainako e!
Fitahiana foana ny fiainako e!
(Manompo Azy aho)
Rehefa manompo Azy aho
(Manao ny asany)
....
Voky fitahiana aho, voky fahasoavana e!
Voky famindram-po, rehefa manompo Azy aho.
(Voky fitahiana, voky fahasoavana e!
Voky famindram-po, rehefa manompo Azy e!)

Voky fitahiana aho, voky fahasoavana e! e e e!
Voky famindram-po e!, manao ny asany e!

(Voky fitahiana aho,)
Fitahiana e!
(Voky fahasoavana e!)
Fahasoavana e!
Voky famindram-po aho, manao ny asany e!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Avo
Hits : 1757
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 09/01/2022 09:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745